Actualités

Tsimialonjafy – Boriborintany IV Nanome tanana nanadio ny TIM


  • Alatsinainy 25 Janoary 2016

Miitatra any anaty kartie samihafa any ny fanadiovana ireo tatatra sy lalankely ao amin’ny Boriborintany IV Antananarivo Renivohitra.

 

 Ny faran’ny herinandro teo dia niditra an-tsehatra ny Tiako i Madagasika, nanome tanana tamin’ny fanadiovana tao amin’ny Fokontany Tsimialonjafy. Ny fanadiovana ireo tatatra tsentsina sy ny lalankely no nimasoan’izy ireo. Tonga nanotrona azy ireo teny an-toerana ny Delegen'ny Boriborintany IV David, fa ny miasa miaraka no fahombiazana.

Jean D.



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT