Actualités

TSIMBAZAZA


  • Zoma 24 Oktobra 2014

Moa ve fifandanjan`ny hery, Sa dia fifandanjan`ny vola ? Sarotsarotra ny handeha irery. `Zay voavidy dia miara-midola.

Fiombonan-tsy matotra anefa,

Fa ny vola no atao kapiteny.

`Ndreo niverina indray `reo nilefa,

`Zany tsia miova indray mba ho eny.



Vola ihany no hany mibaiko.

Ny vahoaka dia farany lava.

Mpanambola no re fa mijaiko,

Sy mandrobo an`ireo solombava.



… Ao ny vola no hany mampihavana,

Fa ny  ankoatran`izany dia lainga.

Solombava, aza faly mitavana!

Firenena `ty tsy mety miainga.

    DADAN`I ZINA (23-10-14)

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT