Actualités

Tsapan-kevitra eto amin’ny Tia Tanindrazana Mandraisa andraikitra, asehoy ny hevitrao


  • Alakamisy 15 Septambra 2016

Ho fampandraisana anjara ny olom-pirenena amin’ny raharaham-pirenena, ny gazety Tia Tanindrazana dia mampanao tsapan-kevitra miainga amina lohahevitra iray isan-kerinandro.

 Tanjona ny hakana ny hevitry ny fiarahamonina manoloana ny toe-draharaham-pirenena na ny zava-misy iainan’ny Malagasy sy ny maro hafa. Azon’ny tsirairay atao ny mitsidika ny pejy « facebook » sy ny tranonkala manokan’ny Gazety Tia Tanindrazana amin’ny fanaovana izany. Mivoaka isaky ny zoma ato amin’ny gazetintsika ny valiny. Azon’ny tsirairay atao ihany koa ny mandefa soso-kevitra amin’ny lohahevitra hanaovana tsapan-kevitra na koa manolotra soso-kevitra ho fanatsarana mba hirosoantsika amin’ny tsara hatrany.

Toky R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT