Actualités

Trafikana sokatra Lehilahy iray migadra roa taona an-tranomaizina


  • Alakamisy 08 Septambra 2016

Lehilahy iray, mpamerinkeloka amin’ny trafika sokatra, no nomelohin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Ambovombe Androy higadra roa taona an-tranomaizina, ny alatsinainy teo, miampy onitra 4 500 000 Ariary.

Raharaha roa, dia halatra sokatra niisa 1.150 tamin’ny 2015 sy sokatra niisa 35 tamin’ny martsa 2016 no nanenjehana azy. Ela no nikarohana azy, ka saron’ny zandary ihany ary io natolotra ny Fitsarana io. Efa nidoboka ao am-ponjan’Ambovombe hatramin’ny volana jona 2016 ny mpaniraka azy.

Jean D.    

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT