Actualités

Trafika sokatra Polisy efatra hadihadian’ny Bianco


  • Alakamisy 13 Oktobra 2016

Mivoatra mangina ny vaovao manodidina ireo sokatra saika haondrana avy ivelany, saingy sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina.


 Fantatra izao fa misy Polisy, miasa amin’ny fiarovana ny sisintany sy ny lafintany eny Ivato, atao fanadihadiana eny amin’ny Birao mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly Ambohibao. Efatra izy ireo hatreto no voakasik’io fanadihadiana io, ka omaly ny roa raha efa vita ny roa. Mety mbola hivoatra sy hiitra anefa ny fanadihadiana mialoha ny hanolorana ny raharaha any amin’ny Fitsarana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT