Actualités

TRABOINA AO ANOSIPATRANA Tafakatra 200 ireo milahatra fanampiana raha 50 no tena izy


  • Talata 14 Martsa 2017

Tena be dia be tokoa ireo olon-tsotra manararaotra ireo traboina tsy manan-kialofana eto an-drenivohitra amin’izao fotoana izao.

 Araka ny fitarainan’ireo traboina mitoby etsy amin’ny fokontany Anosipatrana Atsinanana omaly dia tafakatra 200 izy ireo rehefa tonga ny fanampiana nefa 50 isa no tena ho izy. Zara raha  misy tonga any amin’ireo traboina ny anjara fanampiany vokatr’izany fa ireo olon-kafa avy any ivelany avokoa no mahazo ny tombontsoa. Miantso ireo tompon’andraikitra voakasika araka izany ireto traboina ao Anosipatrana ireto mba hanara-maso akaiky ny fanampiana hatolotra azy ireny.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT