Actualités

Tontolon’ny Fambolena. Maharatsy ny vokatra eto Madagasikara ny ahidratsy.


  • Talata 21 Oktobra 2014

Anisan’ny mbola mahakely ny vokatra azo eto Madagasikara ny fisian’ny ahidratsy. Io no nambaran’ireo mpandinika sy mpisehatra eo amin’ny lafiny fambolena teny Ankorondrano omaly. Vokatra fihinana no tena lasibatra amin’izany, indrindra fa ny vary

Raha ny voalaza mantsy dia ny 25 isan-jato amin’ny vokatra azo eto Madagasikara dia ahidratsy avokoa no mameno azy. Araka izany dia misy ny tetikasa entina hampihenana azy io amin’ny vokatra, ka ny fampiasana ireo teknika maro lafy no vahaolana entin’ireo manampahaizana eto amin’ny ranomasimbe Indianina  hiadiana amin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT