Actualités

Tontolon’ny asa Handray tanora Malagasy maro ny Pro Contact


  • Alakamisy 22 Oktobra 2015

onga ary efa misokatra eto amintsika ny orinasa Pro Contact, miasa manokana eo amin’ny sehatry ny antso an-tariby ( centre d’appel), rehefa niorina tany amin’ny Nosy rahavavy Maurice, nandritra ny 15 taona.

 

T Hanampy ireo tanora malagasy tsy an’asa, nefa mahafehy sy mahay tsara  ny fiteny Frantsay, no anton-dian’izy ireo eto, ka tanora manodidina ny 40 isa no ilaina, hatramin’ny faran’ny taona. Asa hiandraiketan’ny orinasa, ny hanamaivanana  ny asan’ireo orinasa namana, voatery miantso ny mpanjifany matetika, hanao fanadihadiana, na noho ny antony hafa. Eo ihany koa ny fampifanatonana orinasa roa eto an-toerana sy any ivelany, hiara-kiasa eo amin’ny sehatry ny fandraharahana ( B to B), na koa hanao dokambarotra ho an’ilay orinasa mihitsy. Nampahafantarina ny mpanao gazety omaly ny fisian’izy ireo izay nambaran-dRandriamamonjy Ranivo, tompon’andraikitra misahana ny fiahiana ny maha olona eo anivon’ny orinasa fa tombony lehibe ho antsika eto Madagasikara tokoa hahafahana manatsara ny sosialy sy ny toekaren’ny mponina.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT