Actualités

TONTOLO NY FAMPIARANA ARA-TEKNIKA Avadika ho nomerika ny fandaharan-potoana


  • Alakamisy 18 Desambra 2014

Avadika ho nomerika avokoa ny fandaharan-potoana rehetra manomboka ny taona 2015 mba afahan’ny mpampianatra sy ny mpianatra manaraka ny teknoljia sy homora ny fandraisana ny fampianarana

. Raketina ao anatin’ny solo saina ary avoaka amin’ny alalan’ny solaitra nomerika ny lesona rehetra. Tanjona amin’ity fampivoarana ny tontolo ny fampianarana ara-tekinika ity dia ny mba hivoaran’ny mpianatra Malagasy amin’ ny sehatra avo lenta. Nomena fiofana avokoa ireo mpampianatra mba ho mora amin’izy ireo ny fampiasana ity teknolojia vaovao ity. Hahazo an’io fitaovana io ny sampam-pianarana rehetra manerana ny nosy. Mpampianatra tao Mahajnaga indray no nomena ny fifanana amin’ny fampiasana ity “tableau numérique Interactif” ity. Ny tombotsoan’ ny mpampianatra amin’ny fampiasana ity fitaovana nomerika ity dia hampihena ny fikarakarana ny fandaharan-pampianarana ataony. Ezahina ny minisitera ny fampianarana ara-teknika ny hahazo ny voka-panadinana zato isan-jato manerana ny nosy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT