Actualités

Tontolo iainana Ho avy eto ny Printsy Henrik avy any Danemark


  • Zoma 28 Novambra 2014

Hitsidika an’i Madagasikara ny Printsy Henrik, vadin’ny mpanjakavavin’i Danemark, Margrethe II.

Rahampitso sabotsy 29 novambra izy no higadona eto Madagasikara hitarika delegasiona ahitana mpikambana manodidina ny 20. Haharitra hatramin’ny 10 desambra 2014 ny diany eto. Hiompana amin’ny resaka tontolo iainana ny dian’izy ireo, miaraka amin’ny WWF. Filohan’ny WWF any Danemark rahateo ny Printsy Henrik.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT