Actualités

Toliara Nikatso ny asa aman-draharaha rehetra


  • Zoma 03 Oktobra 2014

Velon-taraina ireo mponina mpampiasa ny lalana manoloana ny hotely Hyppocampo ao Mahavatse II

, nivahinianan’ny filohan’ny Repoblika tao Toliara ny alarobia teo. Nasian’ireo mpiambina azy sakana mantsy ny lalana, izay sady lalana mankany amin’ny seranan-tsambo, ka tsy nisy afaka nandalo teo nanomboka tamin'ny nahatongavany na mpandeha an-tongotra, na mpitondra bisikileta, na posy, moto na fiaran’olon-tsotra. Nikatso ny asa aman-draharaha rehetra. Tsy afaka mianatra hatramin’ny mpianatry ny ivontoeram-pikarohana an-tranomasina na IHSM (Institut Halieutique et des Sciences marines), izay miorina ao ambadik’io hotely io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT