Actualités

Tolagnaro Mampijaly ny rano fisotro madio


  • Alarobia 07 Janoary 2015

Miverina indray ny tsy fisian-drano ao an-drenivohitry ny Faritra Anosy. Nanomboka tamin'ny fety faran’ny taona izany ary mbola mitohy hatry ny omaly. Maina tsy misy na in-dray mitete aza ny paompy manontolo andro.

Any amin'ny misasak'alina vao mba mandeha ny rano, ka amin’izay no samy manararaotra manangona rano ny isan-tokantrano. Filaharam-be no iainana. Amin'izao vanim-potoana maha be orana izao no tokony hisitraka rano ny mpanjifa saingy ny mifanohitra amin'izany no iainan'ny mponina.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT