Actualités

Tolagnaro 560 Ar ny kapoakam-bary, mitobaka ny entana lany daty


  • Talata 27 Janoary 2015

Niakatra ho 560Ar ny kapoakam-bary any Tolagnaro raha 450Ar izany ny herinandro lasa iny. Vokatry ny andro ratsy izay nanimba ny voly sy ny faharatsian'ny lalana no antony, araka ny filazan’ireo mpivarotra.

 

 Efa midangana be ihany koa ny vidiny any amin'ireo Kaominina tsy namokatra vary sy hanikotrana. Mikasika ireo entana ilain’ny mponina andavanandro kosa dia be no lany daty nefa mbola misy mivarotra eny amin'ny magazay ka mampimenomenona ny mpanjifa, ka anairan’izy ireo ny tomponandraikitra mba hijery akaiky izany tranga mampidi-doza izany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT