Actualités

Tokindray Rakotomalala Fampihavanam-pirenena vaovao no ilaina eto amintsika


  • Zoma 12 Desambra 2014

Adilahy politika sy fanakorontanana ary ady seza sy fitiavan-tena no nisy ary mbola misy eto amintsika, hoy Atoa Rakotomalala Tokindray tanora mpanao politika, fa tsy nisy ady an-trano sy fifamonoana olona marobe tahaka ny tany ivelany

. Raha tsorina dia ny fanakorontanana ataon’ny mpanao politika malagasy no niteraka fahaverezan’asa teo amin’ny vahoaka, ny fisian’ny jiolahy sy dahalo tsy mampandry fahalemana ny tany hany ka lasa tandra vadin-koditra hoan’ny Malagasy maro ny haratsian-toetra. Ilaina araka izany ny fampihavanana eto amintsika, saingy tsy io fampihavanana fandaniana andro sy fandrebirebena saim-bahoaka dradraina foana isan’andro io fa fampihavanana amin’ny endriny vaovao dia ny fanovana toe-tsaina. Fanovan-tsaintsika rehetra mihitsy satria samy tompon’andraikitra eto amin’ity firenena ity isika. Mila  hovana ny rafi-pitondrana misy eto amintsika ankehitriny ka homena sehatra mazava ny tanora hoavin’ny firenena amin’ny fitantanan-draharaha ara-politik sy ara-pandrosoana. Tsy ailika anefa ireo efa nahazo taona fa hiara-hiasa kosa ary hizara ny traikefa ananany amin’ny tanora.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT