Actualités

Toetr’andro Hidina 13°C ny maripana ho an’Antanarivo


  • Alakamisy 20 Jona 2019

Hiatrika fikorontanana ny lanitra amin`ity herinandro ity ary hisy faritra hahazo rotsak`orana toy ny Atsimo Atsinanana ary hahazo vahana any Avaratra avy eo.

 

 

 Hifanindran-dalana amin`io fikorontanana io ny fitsokan`ny rivotra alizay ka hampidina ny maripana farany ambony amin`ny ankapobeny. Eo anelanelan`ny 13°C ka hatramin’ny 21°C ny maripana ho an’ny afovoan-tany, ary ho an’Antananarivo manokana dia ho 13°C ny ambany indrina manomboka anio alakamisy ka hatramin’ny alahady.Mety ho tafidina 12°C aza izany amin’ny alatsinainy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT