Actualités

Toetr’andro eto Madagasikara Mbola hisy rivodoza roa handalo


  • Alakamisy 22 Janoary 2015

Azo lazaina fa efa manalavitra an’i Madagasikara tanteraka ilay rivodoza Chedza, fa miaina ao anaty volon’andro fahavaratra indray isika.

 

Misy ihany ny andian-drahona mitoetra ao amin’ny faritra avaratra andrefan’ny nosy izay mitondra orana mikija any amin’ny faritr’i  Boeny sy sofia izay mety arahina tafiotra saingy tsy mbola misy ny atahorana. Na izany aza ny filazana loza mihatra amin’ny fiakaran’ny rano dia mbola mitoetra ho an’ny  faritra eto Antananarivo sy ny manodidina. Mahakasika ny  rivo-doza mbola handalo eto Madagasikara  dia heverina fa hisy roa eo ho eo no mbola handalo ary ny iray dia hahery vaika. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT