Actualités

TOAMASINA


  • Talata 15 Novambra 2016

Nanolotra vola 2.400.000 Ariary ny fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’ny CEG Ramatahitra Toamasina ny Mpitambolan’ny FRAM tao,


 
sady Solombavambahoakan’i Madagasikara Famindra Justin omaly ho fanohanana amin’ny adidy mavesatra hiantsorohan’izy ireo mandritra ny taom-pianarana 2016-2017.

IHOSY
Nodimandry tao Ihosy omaly ny solombavambahoaka teo aloha tao Ivohibe Ralambozafy Alexandre fantatra tamin’ny solon’anarana Chirack. Efa mpikambana tao amin’ny HAT (Haute Autorité de la Transition) izy ny 2009, avy eo mpikambana tao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) ny taona 2010. Nentina nihazo an’i Vangaindrano tanindrazany omaly ihany ny nofo mangatsiakany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT