Actualités

THB TOUR ANDIANY FAHA-11 Fahombiazana tanteraka


  • Alakamisy 31 Martsa 2016

Fahombiazana tanteraka no azo tamin’ilay hetsika THB tour andiany faha-11 notanterahina tany an-drenivohitr’i Vakinankaratra nanomboka ny 25 ka hatramin’ny faha-28 martsa lasa teo.

 

Tafakatra hatrany amin’ny 100.000 isa mantsy  ireo olona tonga nanohana ny antso sy niara-nifaly tamin’ny orinasa Star izay mpikarakara ny hetsika. Anisan’ireny ireo nandray anjara tamin’ny fifaninanana maro samihafa toy ny dancehall izay nibatan’izy dimy mianadahy lelavola hatrany amin’ny 400.000 Ar nitana  ny laharana voalohany. Ny orinasa star no nanome ny loka. Tsiahivina moa fa anisan’ny tena nanome aina tamin’ny famalifaliana ny mpankafy i Eric sy Honorat ao amin’ny tarika Fou hehy, niampy ireo mpanakanto maro samihafa toa an’i Gangstabab, Princio, kougar, Lianah ary ny tarika Rebika izay namarana tanteraka ny lanonana.

 

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT