Actualités

Tetikasa vatsin’ankohonana Olona 320.000 no hahazo tombontsoa


  • Alarobia 14 Desambra 2016

Mponina miisa 320.000 ao anatina distrika miisa 5 any amin’ny faritra atsimo lasibatry ny tsy fanjariana ara-tsakafo no kendrena hahazo ny vatsin’ankohonana indray ato ho ato, raha ny fanazavana azo avy eo anivon’ny minisiteran’ny mponina taorian’ny tany Faratsiho ny faran’ny herinandro teo.

 

 Tokantrano miisa 746 indray no nisitraka ny vatsy ny 12 desambra teo tao Faratsiho. Tokantrano hatrany amin’ny 12.000 isa koa no kendrena hahazo amin’ny fiandohan’ny taona vaovao ao amin’ireo kaominina 9 manodidina. Toamasina, Mahanoro, Betioky atsimo. I Vohipeno dia anisan’ireo kaominina voakasika raha ny fanazavana hatrany.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT