Actualités

Tetibola 2017 Hiadian-kevitra etsy Antaninarenina


  • Talata 15 Novambra 2016

Mikarakara adihevitra misokatra manodidina ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana taona 2017 izay dinihina eny anivon’ny Parlemanta ny CCOC (Collectif des citoyens et des organisations citoyennes).

Hotanterahina anio etsy amin’ny tranoben’ny Antenimieran’ny Varotra sy Indostria izy io anio talata 15 novambra 2016 ary natao ho an’ny besinimaro.  Lalànan’ny tetibola 2017, fitaovana ho an’ny fampandrosoana mampiaty ? Io no ho lohahevitra hitondrana ny adihevitra. Tanjona ny tsy hahatompontrano mihono ny olompirenena momba ilay tetibola.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT