Actualités

Televiziona Malagasy Sady tsy manana tale no tsy misy tonian-dahatsoratra


  • Talata 12 Janoary 2016

Fa misy inona ? Nihazakazahan’ny fanjakana ny nanala tamin’ny toerany ny Talen’ny Televiziona Malagasy, Lantomalala Rasata

 

. Tsy nandingana ny taona 2015 mba nanao fety ampifaliana ity farany, fa nesorina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 30 janoary 2015. Herinandro taorian’io, ny zoma 8 janoary 2016, nifanojo indrindra tamin’ny andron’ny lanonan’ny asaramanitra teny Iavoloha, dia nesorina tamin’ny toerany ihany koa ny tonian-dahatsoratra Ranaivomanana Bertrand. Raha tsy mbola voatendry hatramin’izao ny tale vaovaon’ny TVM dia ny mpanao gazety Narindra Rafenomanana no misahana vonjimaika ny andraikitry ny tonian-dahatsoratra hatreto.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT