Actualités

Teknolojia vaovao Tsy maintsy hirosoana


  • Zoma 17 Mey 2019

Saika nitodika tamin’ny fandrosoan’ny teknolojia ny tatitra momba ny fandrosoana maneran-tany navoakan’ny Banky Iraisam-pirenena. Maro ny firenena matahotra ankehitriny amin’ny fampiasana ny robot amin’ny fiantraikany amin’ny tontolon’ny asa.

 

 

 

 Mety hampihena ny isan’ny mpiasa ny fampiasana azy ireny, hoy ny firenena maro. Tsy tokony hatahorana anefa ny firosoana aminy satria fomba vaovao entina hampitomboana ny famokaran’ny orinasa. Hampitatra ny tsena sy ny asa ny firosoana amin’ny teknolojia vaovao. Io teknolojia vaovao io mihitsy aza no hamorona asa vaovao ary hampiakatra ny famokaran’ny orinasa. Ny firosoana amin’ny fanovana dizitaly izao dia manimba ny fomba nentim-paharazana ary manova mihitsy ny rafitra fandraharahana ary hampivoatra haingana be amin'ny orinasa. Miaraka amin'io fampivoarana sehatra dizitaly io dia mihanaka haingana kokoa ny fiantraikan'ny fandrosoana ara-teknolojia ho an'ny daholobe.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT