Actualités

Tarika Tiana Vevelo Antsirabe Hamoaka ny rakikirany voalohany amin’izay


  • Talata 30 Desambra 2014

Fantatr’Antsirabe amin’irony fanaovana “Sketch” irony i Ranaivoson Eugčne Alexandre na Ranezy Depazy araka ny fahafantaran’ny olona ao an-drenivohitry ny ranovisy azy izay

mitarika ihany koa ny tarika mpihira Tiana Vevelo efa nitrandraka ny hira madinika  amin’ny gadona “slow” sy “sega” efa am-polo taonany maro izao. Izao ny lehilahy vao tapa-kevitra handrakitra an-kapila mangilatra tsikelikely an’ireo tsangan’asa efa mananika ny 40 any ho any hatreto ka amin’io taona hitsidika 2015 no amoahany ny rakikirany voalohany. Izy moa amin’ny fahaizany manokana mampihomely vahoaka dia tsy tapaka ny mandray anjara amin’ny fanentanana lanonana isan-karazany ao Antsirabe sy ny manodidina ao aloha hatreto.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT