Ankizy tsy ampy taona miisa 5, 8 ka hatramin'ny 11 taona, samy kilasy « 7ème » amina sekoly tsy miankina iray ao Sambava, no tsy nahatsiaro tena noho ny hamamoana be loatra tamin’ny zoma Famaranana ny andron'ny sekoly.
ANTSIRANANA
Nohamafisina ny fisafoana amin’ny alina sy ny fisavana kara-panon-drompirenena hiadiana amin’ny asan-jiolahy, indrindra taorian’ny namonoan’ny sasany mpivady frantsay sy malagasy ny voalohandohan’ny volana febroary teo.
SKOTISMA
Ankalazaina manerantany isaky ny 22 febroary ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny skotisma, izay firohotana naorin’i Robert Baden-Powell.
AMBOHIMALAZA
Notanterahina teny Ambohimalaza Ilo Parka omaly alahady 21 febroary 2016 ny fiarahabana nahatratra ny taona ny taranaka Ranjalahy. Fanao isan-taona izy io hijerena ny fivoaran’ny jeritodika eo amin’ny taranaka. Nitombo ny taranaka tonga.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.