Actualités

TAPATAPANY Angovo


  • Alakamisy 27 Oktobra 2016

Solika mavesatra na «Fuel Lourd » hatrany amin'ny 160 000 barila vokarina any Tsimiroro no efa mitobaka eto amin'ny tsena anatiny amin'izao fotoana izao.

 Anisan'ny manjifa sy mampiasa izany ny orinasa Jirama. Mora ny masonkarenan’ity solika mavesatra ity saingy toa tsy misy fiantraikan’ny vidin’ny herinaratra vokarin’ny Jirama tsy ilaozan’olana.

Soamahamanina

Tapitra omaly  alarobia 26 oktobra ny fe-potoana nomen'ny vahoaka hamoahana tsy misy fepetra ireo olona 5 naiditra am-ponja. Nanambara ireo mponina fa hidina an-dalambe aorian’ny fe-potoana raha tsy mivaly ny fitakiana. Tsy nisy valiny izany ka mety ho raikitra indray ny fitakiana anio 27 oktobra. Hangotraka indray i Soamahamanina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT