Hanomboka anio ny fifanintsanana samihafa amin’ny fiadiana ny tompondaka nasionaly amin’ny fanatanjahantena an-tsekoly na FANALO tanterahina any Tolagnaro. Hitohy hatramin’ny 28 aogositra ny fifaninanana.
BAKALOREA
Vita omaly ny fitsarana ireo antontan-taratasim-pananadin’ny mpiadina amin’ny sokajy ankapobeny sy teknika tamin’ny fanadinana bakalôrea. Raha ny tetiandro dia kendrena hivoaka alohan’ny fiandohan’ny volana septambra ny voka-panadinana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.