Actualités

TAPANY MORAMANGA


  • Zoma 09 Septambra 2016

Mitety trano any ambanivohitr’i Moramanga koa amin’izao ireo andian’olona mividy Baiboly kristianina,

raha ny tatitra azon’ny solombavambahoaka voafidy tao Moramanga, Randriamahefa Henri Charles. 30.000 ka hatramin’ny 40.000 Ariary no ividianan’izy ireo ny iray. Misy mpivarotra Baiboly anefa ao Moramanga fa tsy mividy amin’ireny ireo andian’olona ireo, hoy hatrany izy, izay tsy nisalasala nanasokajy izao tranga izao sy ny halatra lakolosy ho fanakorontanana.

HCC
Nizara fitaovam-pianarana ho an’ny zanaky ny fikambanan’ny mpiasa vehivavy ny vehivavy vadin’ny mpiasan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) ny sabotsy 3 septambra 2016. Ankizy niisa 231 no nisitraka izany ka ny 31 dia mpianatra ao amin’ny «petite section” ka hatramin’ny “maternelle”, ny 74 amin’ny fanabeazana fototra, ny 69 ao amin’ny kolejy ary ny 57 amin’ny lysea, hatramin’ny kilasy famaranana.
Tsy ho diso anjara ihany koa ny fanampiana ny ankizy mianatra amin’ny ambaratonga ambony.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT