Actualités

TAPANY KELY FRANKOFONIA


  • Alatsinainy 21 Martsa 2016

Higadona eto Madagasikara ny alin’ny talata 22 martsa ny Sekretera jeneralin’ny Frankôfônia


, Rtoa Michaëlle Jean, hanao tombana ny fanomanana ny fampiantranoan’i Madagasikara ny Fihaonambe faha-16 ny Frankôfônia amin’ity 2016 ity. Tsy hisy anefa ny fidinany ifotony hijery ireo asa atao manodidina izany fa fihaonana amin’ireo mpitondra no hameno ny fandaharam-potoanany.

TOLAGNARO
Hiverina indray manomboka amin’ny herinandro ho avy io ny sidina amin’ny Boeing mampitohy an’i Tolagnaro, raha karazana fiaramanidina ATR no tonga any ankehitriny. An-dalam-pandinihana ihany koa izao ny hisian’ny zotra mivantana mampitohy an’i Tolagnaro amin’ny nosy La Réunion, Maorisy ary Afrika Atsimo.

ANOSIBE
Fiara 4L Fourgonnette latsaka tao anaty tatatra niaraka tamin’ny mpamily raha iny nihemotra teo am-pihodinana hiverin-dalana iny. Nahavo-tena ny mpamily. Nifarimbona kosa ny vatan-dehilahy nampakatra ilay fiara avy ao anaty tatatra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT