Actualités

TAPANY KELY


  • Alatsinainy 02 Mey 2016

SAKARAHA Zara fa mandeha ny jiro, ny rano mampijaly isan’andro. Niaina fijaliana ny mponina ao Sakaraha tato anatin’ny telo herinandro teo izay. Any an-drenirano na anaty vovo no maka rano ny olona, rano tsy ara-pahasalamana.

 

 

TOLAGNARO
Nanao lanonana fangatahan-tsodrano tany an-toerana ny minisitry ny indostria vaovao, Chabani Nourdine. Filohan’ny federasionan’ny Antenimieran’ny Varotra izy talohan’izao nanendrena azy ho mpikamban’ny governemanta izao.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT