Actualités

Tapany avaratra ny nosy Dibo-drano ny fonenan’ireo mponina


  • Alatsinainy 23 Janoary 2023

Noho ny rivodoza Cheneso dia voa mafy ny tapany Avaratra Atsinanan'i Madagasikara iny,

rah any fampitam-baovao voaray farany. Isany i Sambava, Antalaha, Maroantsetra sy ireo faritra hafa. Avy be ihany koa ny orana amin'ny toerana sasany ankoatr'ireo ary atahorana ny voka-dratsy haterany, raha ny hita ny sabotsy teo. Saika dibo-drano avokoa moa ny fonenan’ireo mponina, raha ny fampitam-baovao voaray mikasika iny tapany avaratra iny hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT