Actualités

TAPANY ANTSOHIHY


  • Zoma 26 Aogositra 2016

Nanomboka omaly ao Antsohihy ny Festival Lampogno. Kolontsaina fanaovana asa any ambanivohitra iarahan'ny daholobe ka ampisehoana ny firaisankina moa ny Lampogno. Hitohy hatramin’ny alahady ny hetsika.

Ny Tanjona dia ny hamoahana sy ny tsy hanadinoana ny kolontsaina any amin'ny Faritra Sofia.

MAHAJANGA
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny  lalao ara-panatanjahantena iraisan’ireo mpiasam-panjakana manerana an’i Madagasikara na ny ASOIMI (Association des Omnisports Inter-Ministériels) andiany faha-16 ny delegasiona notarihin’ny praminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier, omaly. Mivelatra amin’ny taranja maro ny fifaninanana izay tsy hifarana raha tsy amin’ny 4 septambra.

MAINTIRANO
Lanonana roa sosona no hotanterahina ao an-drenivohitry ny Faritra Melaky manomboka anio. Eo ny andiany faharoa amin’ny Foaram-paritra, hifanindran-dalana amin’io ny andiany faha-28 amin’ny “Jeux de Melaky”.

ANDRO MANERANTANY
Natokana ho Andro manerantany hijerena manokana ny alika ny datin’ny 26 aogositra, izay marihina isan-taona. Biby anisan’ny sakaizan’ny olombelona ary voasokajy ho biby  kinga sy marani-tsaina ny alika.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT