Actualités

TAPANY ANTANIMENA


  • Talata 06 Septambra 2016

Hiampy iray indray ny gazety mpivoaka isan’andro hojifain’ny Malagasy. Hatao etsy amin’ny Immeuble Pradon Trade Center Antanimena rahampitso hariva ny lanonana ho famoahana ofisialy ny gazety “Free News”.


FIANARANTSOA
Nampidirina am-ponja vonjimaika ao Ankazondrano omaly ireo roalahy voasambotra taorian’ny fanafihana mitam-basy nitranga tamina tranombarotra tantanina Karana ao Ampasambazaha ny herinandro lasa iny.

MAHAJANGA
Nampahafantatra tamin’ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka ny fanirian’ny tanànan’i Mahajanga haka ilay fiaramanidina Antonov 26 mipetra-potsiny efa an-taonany maro ao Amborovy ny Ben’ny tanàna Andriantomanga Mokhtar Salim mba hatao mozea.

NOSY-BE
Nametrahana “camera de surveillance” miisa 24 ao an-tanànan’i Nosy-Be hanampy ny mpitandro ny filaminana amin’ny fametrahana fandriampahalemana ao amin’ity tanànan’ny fizahantany ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT