Actualités

Tantaran’i Nônô Araho isan’andro manomboka anio


  • Alatsinainy 05 Janoary 2015

Haroson’ny Tia Tanindrazana anao mpamaky manomboka anio ny andian-tantara an-tsary vaovao, “Tantaran’i Nônô”.

”. Rakotobe Andrianabelina mpitendry gitara beso tao amin’ny tarika Mahaleo no Nônô resaka eto. Nodimandry ny 29 aogositra 2014 izy. Ny mpanakanto anefa hono tsy mba maty fa velona mandrankariva ao ampon’ny olona indrindra ny mpankafy azy, ary noho ny fanirianan’ny mpankafy sy ny fangahatahan’ny mpamaky indrindra no hanoloran’ny Tia Tanindrazana izany eto, izay isaorana manokana ny fianakaviany ary indrindra ny tolo-tanana avy amin’i Henri Randrianierenana tamin’ny rindrantsary

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT