Actualités

Tantara mitohy «Safelika» Sarotra ny fanatontosana azy


  • Alakamisy 29 Janoary 2015

Mbola afaka 3 volana vao ho vita tanteraka ny fanatontosana ilay tantara mitohy «Safelika» ahitana fizarana 200 na andiany miisa 10, hoy ny talen’ny Scoop Digital Razafimandimby Mamitiana. Mbola sarotra ny asa aman-draharaha hatrehina ary tsy mora ihany koa ny fanomanana na teo

 

amin’ny lafiny ara-bola na ny fanomezan-danja ireo mpilalao izay fotoana fohy monja ny fampiofanana ny ankamaroan’izy ireo. Tsy nampoizina ny nandraisan’ny mpijery io tantara mitohy vaovao io ary voaporofo ankehitriny ny fitiavan’ny Malagasy ireo sarimihetsika vita Malagasy. Hivoaka anio moa ny «Safelika» andiany faharoa izay hampisongadina amin’izay ireo olana fototra. Entanina hatrany ny mpanjifa hividy ny orizinaly ho fiarovana ny vokatra ao anatin’ny filaminana, hoy ny lehiben’ny orinasa mpamokatra horonantsary.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT