Actualités

Tanora mpitarika Havoaka ny andiany faha-12 amin’ny YLTP


  • Zoma 18 Novambra 2016

Hotanterahina anio zoma 18 novambra hariva etsy amin’ny Carlton ny famoahana ny andiany faha-12 ireo tanora mpitarika nanaraka fiofanana tao anatin’ny fandaharan’asa Youth Leadership Training Program (YLTP) niaraka tamin’ny Friedrich-Ebert-Stiftung taona 2016.


 Tanora miisa 24, 25 ka hatramin’ny 38 taona, izy ireo avy amin’ny lafivalon’ny nosy, misy avy amin’ny antoko politika, fiarahamonim-pirenena, sehatra tsy miankina, sendika, misy efa miasa amin’ny sehatrasam-panjakana. Novolavolaina ireo tanora ireo mba hitondra fomba fanao politika vaovao lavitry ny fahalovana, kolikoly sy ny kinamanamana tsy nampandroso an’i Madagasikara tao anatin’izay 56 taona nahazoana ny fahaleovantena izay.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT