Actualités

Tanora kaomoriana LAMA Nanolo-tanana ny mpianatry ny EPP Ambodihady


  • Alatsinainy 17 Oktobra 2016

Hanara-maso akaiky ny fianaran’ireo mpianatra ao amin’ny EPP Ambodihady Ambohimanarina manomboka izao ny fikambanana LAMA, hoy i Anfane Maziane, filohany.

Amin’izy ireo mantsy dia mendrika hotohanana ny zaza Malagasy na dia fikambanana tanora teratany Kaomoriana vao niforona vao haingana teto aza ny LAMA. Nizara fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra miisa 40 tao amin’ity EPP ity izy ireo ny sabotsy teo. Fantatra ihany koa fa nisy ampaham-bola 10.000 Ar isaky ny ankizy natolony mba hanamaivanana ny fisoratan’anaran’izy ireny eny anivon’ny sekoly ka hahafahany mianatra ara-dalana. Hitohy hatrany ny fandraisana an-tanana hataon’ny fikambanana amin’izy 40 mianadahy ireto mba hisian’ny fahombiazana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT