Actualités

Tanŕnan’Antananarivo Ho ambohipihaonan’ireo Ben’ny tanŕna aty amin’ny Oseanina Indianina


  • Alarobia 30 Novambra 2016

Handray ny fivoriamben’ireo Ben’ny tanŕnan’ny tanŕn-dehibe aty amin’ny ranomasimbe indianina ny tanŕnan’Antananarivo.

Ny 6 ka hatramin’ny 8 desambra no hanaovana izany etsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely sy ao amin’ny hotely Colbert Antaninarenina. Handray anjara amin’izany ireo Ben’ny tanàna avy any Maorisy, Seychelles, Kômôro, La Réunion, Mayotte ary ny avy eto Madagasikara. Ny AVCOI no fikambanan’ireo Ben’ny tanàna ireo. Manampy ara-teknika sy ara-bola ny AIMF na ny fikambanana iraisam-pirenen’ireo Ben’ny tanàna amin’ireo firenena miteny ampahany na manontolo ny teny frantsay ary ny Vondrona eoropeanina.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT