Actualités

Tanŕnan’Antananarivo Delegen’ny Boriborintany miisa 3 nosoloina


  • Talata 11 Oktobra 2016

Mba ho fampandrosoana ny tanŕnan’Antananarivo, indrindra ho fitsinjovana ny tombontsoan’ny vahoaka dia delegen’ny Boriborintany miisa telo amin’ireo enina misy no indray notendrena hanao asa amin’ny toeran-kafa nanomboka omaly .

Anisan’izany ny delegen’ny Boriborintany voalohany sy fahatelo ary ny fahaefatra. Ho an’ity farany manokana dia Ramahandrimanana Solofo no nisolo ny toeran-dRatsisetraina David Aimée, delegen’ny Boriborintany faha-efatra teo aloha. Raha araka ny fanazavan’ity farany dia tsy vahiny amin’io asa nanendrena azy io intsony ity delegen’ny Boriborintany faha-efatra vaovao ity satria efa folo taona niarahana niasa izy mirahalahy  no sady tsy lavitra io asa vaovao hiandraiketany io ihany koa ny asa efa nataony teo aloha. Fanamby hapetra-dRamahandrimanana Solofo, delegen’ny Boriborintany fahaefatra vaovao araka izany ny hanao ny tsaratsara kokoa hatrany arahin’ny fanatanterahana ny baikon’ny Ben’ny tanana Lalao Ravalomanana.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT