Actualités

Tale jeneralin’ny Bianco Lasa ny zandary, miditra ny mpitsara


  • Alakamisy 05 Jona 2014


 Voatendry omaly nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny Tale jeneralin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na Bianvo, dia i Andriamifidy Jean Louis. Mpitsara sady mpampiofana tao amin’ny Sekolim-pirenena fanofanana mpitsara ity tale jeneraly vaovao ity. Dimy taona tsy azo havaozina no faharetan’ny fe-potoam-piasany. Izy no fahatelo hitana io andraikitra io, taorian’ny jeneraly Ramarozatovo sy ny jeneraly Rabetrano Faly hodimbiasany toerana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT