Actualités

Takaitra navelan’ny rivodoza Chedza Andro fisaonam-pirenena anio


  • Alarobia 28 Janoary 2015

Namoaka didy ny avy eo anivon’ny primatiora fa atao ho andro fisaonana anio alarobia 28 janoary 2015 eto Madagasikara noho ny takaitra navelan’ny rivodoza Chedza

 

. Didim-panjakana laharana 2015-033 nivoaka ny alatsinainy 27 janoary no milaza izany. Araka izany dia midina ambany ny sainam-pirenena anio ary foanana avokoa ireo lanonana rehetra na ara-panjakana izany na tsy miankina manerana an’i Madagasikara. Na izany aza anefa, tsy voafaritra mazava na andro fiasana na tsy ny andro anio. Tsiahivina fa efa mahatratra 68 hatramin’izao ireo namoy ny ainy nandritra iny andro ratsy iny ary efa an’aliny maro ireo traboina manerana ny Nosy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT