Actualités

Takaitra navelan’i Chedza 1 hetsy mahery ireo traboina manerana ny nosy


  • Talata 20 Janoary 2015

Nahatratra 103 450 ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza araka ny tarehimarika avy any amin’ny BNGRC omaly hariva, ary 15 no fantatra fa namoy ny ainy.

Marihana fa mety mbola hitombo io tarehimarika io satria mbola misy ny fanangonam-baovao atao, indrindra fa any amin’ny faritra. Ny faritra Analamanga sy Vatovavy Fitovinany no tena voa mafy tamin’ny fandalovan’ity rivodoza ity ary nahitana ny traboina maro indrindra. Na izany aza anefa dia faritra maro no dibo-drano noho ny orana mikija efa ho herinandro, ny any Morondava.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT