Actualités

Tafika ana habakabaka Hanokana fampahafantarana isan-taona


  • Zoma 09 Septambra 2016

Omaly no nosantarina tetsy amin’ny Carlton Anosy ny andron’ny fifamoivoizana ana habakabaka.

 

 Hampahafantarana ny manodidina azy isan-taona ny tanjona. Santatra izao hetsika izao raha ny fanazavana ary ao anatin’ny fankalazana ny faha 55 taonan’ny tafika ana habakabaka Malagasy. Maro ny lohahevitra nodihina sy nikaroam-bahaolana omaly ka isan’ny nodinihina manokana, ohatra, ny resaka fahateren’ny seranam-piaramanidintsika, nojerena ihany koa ny mikasika ny fomba fampahafantarana ny andraikitry tafika ana habakabaka eo amin’ny fiarahamonina. Ny tanjona dia ny hampiroborobo ny sehatry ny fandraharahana ana habakabaka.

Faralahimatoa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT