Hivadika ho Federasiona Malagasy ny lalao an-tsekoly manomboka izao. Ny federasiona no handray an-tanana ny fikarakarana ny fifaninanana manomboka amin’ny 2017.
Nivoitra io omaly nandritra ny famaranana ny lalao nasionaly ny fanatanjahantena an-tsekoly FANALO 2016 tany Anôsy. Ny Faritra Atsimo andrefana no nandrombaka medaly volamena be indrindra tamin’ireo faritra 22 nandray anjara, 11 be izao no azony, 4 ny an’Anôsy ary 3 an’i Ihorombe. Ny faritra Matsiatra Ambony indray no hampiantrano ny lalao amin’ny 2017.
OTH
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.