Actualités

Sosialim-bahoaka Manome tanana ny CUA ny VITAFOAM


  • Sabotsy 15 Aprily 2017

Nanolotra kidoro miisa 60 ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny orinasa VITAFOAM omaly 14 aprily 2017 tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely.


 Fiaraha-miasa  eo amin’ny fanjakana sy ny tsy miankina no antony nahazoana izao kidoro izao ary anisan’ny tafiditra amin’ny tanjon’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana amin’ny resaka sosialim- bahoaka. Nambaran’ny lefitra voalohan’ny Ben’ny tanàna, kolonely Ramboasalama Emilien fa ny kaominina Antananarivo Renivohitra dia mampirisika ny olona hiara-kiasa satria tsy vitan’ny kaominina irery ny sosialim-bahoaka fa mila fiaraha-miasa amin’ny rehetra sy avy any ivelany.

Nangonin’i Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT