Actualités

Sorena ny mponin’i Mahajanga Niara-tapaka ny jiro sy rano ny faran’ny herinandro teo


  • Alatsinainy 02 Febroary 2015

Niteraka fahasorenana ho an’ny mponina tao Mahajanga ny faran’ny herinandro teo ny fahitana ny fahatapahan’ny jiro sy ny rano tamin’ireo fokontany 26 tao an-toerana.

Tsy fantatra mazava izay tena antony nahatonga ny fahatapahan’ny rano satria dia naharitra adiny telo isan’andro teo izany raha efa mahazatra ny mponina ny tsy fahitana jiro matetika. Tsy nisy ny fampilazana ny fahatapahan’ny rano sy ny jiro miaraka ity tamin’ny farany herinandro teo fa rehefa samy tsy misy ireo vao sanganehana ny mponina. Tsy hitan’ny vahoaka intsony ny atao mikasika ity delestazy lavareny ity. Maro mantsy ny milaza fa mety hiafara amin’ny korontana izy io raha tsy misy ny fandrasain’ny fanjakana ny famahana ny olana.                                 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT