Actualités

Solomaso eklipsa Tsy voavidin’ny sahirana


  • Talata 30 Aogositra 2016

Roa andro tsy hisehoan’ny eklipsa eto Madagasikara dia mbola maro ireo olona, indrindra ireo sahirana ara-pivelomana no tsy manana ny solomaso natokana hijerena io takomasoandro io.

« Lafo ! » Izay no valin-tenin’ny ankamaroan’ireo olona maneho ny heviny. « Tsy tokony hovidiana io solomaso eklipsa io satria andraikitry ny Fanjakana ny miaro ny fahasalamam-bahoaka fa tsy mitady vola amin’io toetr’andro voajanahary izay mandalo nefa tsy azo ialana io », hoy indray ny hafa. Hanamboatra ny trano tsy hidiran’ny taratra hazavana mandritra ny fotoana hisehoan’ny fanakona-masoandro no heverin’izy ireo vahaolana mba hialana amin’ny fahajambana.

Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT