Actualités

Sojabe Tsimihety Miombona alahelo amin’i Befandriana Avaratra


  • Zoma 03 Martsa 2017

Nanao fanambarana ireo sojabe mpitarika ny fikambanana FFT na Fikambanan’ny Fifanaovantsoa Tsimihety fa

 

“miombon’alahelo ary miara ory tanteraka amin’ireo havana sy mpiray tanindrazana niharam-boina tany Befandriana Avaratra ary nanamafy ny tokony hampiarana ny lalàna avy hatrany amin’ireo izay olona tompon’natoka tamin’ireny tranga mampalahelo ireny”. Mangataka fanampiana avy amin’ireo malalatanana ihany koa izy ireo mba hanome izay voatsirambin’ny tanana hanampiana ireo traboina. Nanambara moa i Velontsara Gabriel, solontenan’izy ireo fa “mampalahelo ary efa tena mirefarefa amin’ny tany ny toetsaina ananan’ny Malagasy ankehitriny vokatry ny fahantrana lalina, miantso ho amin’ ny filaminana ny tenanay ary miandrandra hoavy feno fandriampahalemana ho an’i Madagasikara”.

 

Vahaniaina

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT