Actualités

SOA `NAREO FA TSISY LANY


  • Alakamisy 15 Janoary 2015

Ny kandida tsy lany ve No hoe hitambatra hanendry ? Tena mba mihevera re Fa aza mianamiana-kendry ! Tena mihodina ny tany Raha `nareo `zay niady gisitra, No nitambatra androany Hanendry `zay praiminisitra.

Soa `nareo tsy nisy lany

Fa dia tena nankandoa,

Raha toa ka olona toy izany

No nitondra teo tokoa.

Soa `nareo tsy nisy lany

Ry mpamitaka malaza.

`Ndeha miafina any ho any.

Ny vahoaka anie tsy zaza !

SEDERA  RAVALISON (15-01-15)

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT