Actualités

Seranan-tsambon’i Toamasina Entana 500 kaontenera hopotehina na hatao lavanty


  • Zoma 19 Jolay 2019

Kaontenera 500 isa feno entana ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina no voalaza fa tsy maintsy hopotehina na atao lavanty ireo entana tsy misy mpaka. Mihitsoka sy mibahan-toerana ao amin’ny faritry ny ladoany ireo kaontenera ireo.

 

 Misy amin’izy ireo no voarara tsy hiditra eto Madagasikara satria misy familiana an-kavanana. Ao ihany koa ny karazana hazo sy entana hafa toy ny “fripérie”, vary, siramamy, lafarinina, kilalao,... Tsy maintsy atao izany mba hampalalaka ny toerana, hoy ny tale jeneralin’ny ladoany Atoa Zafivanona Ernest izay nanao fitsidihana tampoka tany an-toerana ny andron’ny alarobia 17 jolay lasa teo. 

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT