Actualités

Sendikan’ny Mpiraki-draharaha Hitokona fa « Tsy misy mihaino »


  • Sabotsy 02 Aprily 2016

Leo ny fampiesonana ! Hanao fitokonana faobe ireo Mpiraki-draharahan’ny Fitsarana manerana ny Nosy ny 11 aprily izao.

 

Nanaovan’ny Fanjakana be marenina ny fitakian’izy ireo nandritra ny herintaona. Efa tapitra izay ny roa herinandro nomena ny Fanjakana hamaliany ireo fitakiana maika, ka dia roso ny fitokonana, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpiraki-draharaha, Rabenandrasana, omaly. Efa nampahafantarin’ny sendikà izany ny minisiteran’ny Fitsarana. Anisan’ny tsy levon’ny vavonin’izy ireo ny mizana tsindrian’ila amin’ny fitantanana ny samy mpiasan’ny Fitsarana. Eo koa ny momba ny tambin-karaman’izy ireo.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT